Ho Antsika Jiaby EOV : Pretra, Olom-boatokana, Lahika ato amin'ny Diôsezin'Antsiranana sy Ambanja.
"Homba anareo anie ny fiadanana..." (Jn 20,19)
Alahady faha-16 mandavantaona aho no manoratra ity hafatra ity amin’izao fidirantsika amin’ny fihibohana tanteraka izao indray.... FIHIBOANA ANDINY FAHAROA IZAY TENA MAFY TOKO ary mampanontany tena antsika jiaby hoe : “inona no mety dikany izao?” Ny Evanjely vakintsika amin’izao alahady faha-16 izao no manoro lalana antsika. Miaramitsiry ny voa tsara sy ny ahi-drat am-pontsika ary eo anivon’izao tontolo izao. Ilay ratsy no mamafy ny ahi-dratsy ary miteraka korontana : KORONTANAVIRUS… Tsy ity “fahavalo tsy hita maso” ity no faran-teny araka ny fampianaran’i Jesoa manazava ny fanoharana fa ho potika ho levona tanteraka izy…........Tsindrio eto hamaky ny tohiny
« SAMBATRA NY EGLIZY IRAKA MANANA PRETRA MASINA FA EGLIZY IRAKA VELONA SY MASINA IZY »
HO ANTSIKA RAHALAHY PRETRA SY ZANDRY DIAKRA ARY ZANDRY SEMINARISTA
HOMBA ANTSIKA MANDRAKARIVA ANIE NY FAHASOAVAN’I J ESOA KRISTY, NY FITIAVAN’ANDRIAMANITRA RAY ARY NY FIOMBONANA AMIN’NY FANAHY MASINA….. Indro atolotra antsika miaraka amin’ity taratasy ireto hafatra avy amin’ny Papa ireto. Tsara manentana ny kristianina isika hiara-mivavaka amintsika amin’izao Fetin’ny Fo Masin’i Jesoa izao. Tsy hanampy zavatra maro aho satria feno dia feno ireo hafatr’i Papa François ireo. Tiako kosa anefa mizara ireto tenin’I Md Paoly ireto satria nanaitra ahy . Novakintsika tamin’ny herinandro lasa izy ireo. Nanomboka nametraka rafitra ny Eglizy tamin’ny fotoana nanoratan’i Md Paoly ny hafatra ho an’i Timote. Betsaka ny sedra tamin’izay na avy any ivelany na avy ao anatiny…..[lire la suite]
Prêtres au Cœur de Jésus Cinque brèves idées de réflexion, du Magistère du Pape François
Le 19 juin prochain, Solennité du Très Saint Cœur de Jésus, sera célébrée, comme chaque année, la Journée pour la Sanctification des Prêtres. Comme on le sait, l’occasion est propice pour promouvoir un temps de réflexion et de méditation sur la vie sacerdotale et sur le ministère pastoral des prêtres, dans les différentes situations où ils sont appelés à exercer. À cet égard, cette Congrégation a eu l’intention de reprendre quelques passages significatifs de la Lettre que le Pape François a adressée aux Prêtres, le 4 août dernier, à l’occasion du 160ème Anniversaire de la mort du Saint Curé d’Ars....[lire la suite]
Chers frères ,
en cette période de Pâques, j'ai pensé à vous rencontrer et à célébrer ensemble la messe chrismale. Comme une célébration diocésaine n'est pas possible, je vous écris cette lettre. La nouvelle phase, nous commençons à demander sagesse, prévoyance et engagement commun, afin que tous les efforts et sacrifices consentis jusqu'à présent ne soient pas vains. Pendant cette période de pandémie, beaucoup d'entre vous ont partagé avec moi, par courriel ou par téléphone, ce que signifiait cette situation inattendue et déconcertante. Donc, sans pouvoir sortir ou avoir un contact direct, vous m'avez permis de savoir «de première main» ce que vous viviez. Ce partage a nourri ma prière, dans de nombreux cas pour remercier le témoignage courageux et généreux que j'ai reçu de vous; dans d'autres, c'est la supplication et l'intercession confiante dans le Seigneur qui tend toujours la main (cf. Mt.14,31)......[lire la suite]
Làlan'ny HAFALIANA
Fitsaohana ny sakramenta masina tamin'ny hateloan'andro niandrasana ny fankalazana ny pantekôty teto amin'ny diosezin'Antsiranana.
Naharitra nivavaka ireo apôstôly niaraka tamin'i Masina Maria niandrandra ny fahatongavan'ny Fanahy masina izay nampanantenain'i Kristy.
Ho vavaka lalandava anie ny fiainantsika izay mampiombona antsika amin'Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy masina ka hahatonga antsika ho sahy hiaina ny finoana amin'ny maha EOV antsika
Ny 29 Mey dia fankalazana ny fetin'i Md Paoly 6 izay mpiaro ny "Grand séminaire Paul VI" eto amin'ny diosezin'Antsiranana, ka nisy ny sorona masina notarihin'i Arseveka Mgr Benjamin Ramaroson. Ankafaliana no anolorana amintsika ny fampianarana nataony.
Père Pedro fait partie des individus exceptionnels dont la vision, les réalisations et les bonnes œuvres, incarnent l’essence de Saint-Vincent de Paul (Apôtre et témoin de la charité du Christ auprès des pauvres). Actuellement 25 000 personnes vivent dans les villages d’AKAMASOA (Antananarivo) et sont à la charge directe de cette association de laquelle le père Pedro est fondateur en 1989. Avec toute son équipe, il mène un combat sans relâche et sans fin depuis 26 ans... Faire connaître son site internet est une manière de participer à son combat qui est aussi le nôtre, nous sommes Oloaraiky
MARTYR de la foi et de la charité, béatifié le 15 avril 2018. Prenons le temps pour une NEUVAINE DE PRIÈRE AVEC RAMOSE LUCIEN BOTOVASOA OLOTSAMBATRA