Faly manolotra amintsika ny TORO-LALANA HANAMPY ANTSIKA AMIN’NY FANDALINANA ATAON’NY FIANAKAVIANA EGLIZY KELY MBA HO TENA NOUVEAU DEPART PANETEKOTY VAOVAO NO HETREHINTSIKA ITY TAONA PASTORALY VAOVAO ITY AO AORINAN4NY KORONTANAVIRUS ARAKA NY HAFATRA PASTORALY FAHA-8.
Amin’ny Alahady ho avy izao faha 22 novambra no mamarana ny Taona litorjika isika ka faly miarahaba antsika nahavita ity taona ity izay tena mafy tokoa. Apetratsika eo ampelanan’Andriamanitra Ray be Famindrampo io taona litorjika B vaovao ka hitondra fanambinana ho antsika EOV MISIONERA JIABY ho tena PANTEKOTY VAOVAO TOKOA SY DEPART VAOVAO TOKOA. Hivavaka manokana isika ho an’ny diosezin’Ambanja mba ho voatendry ny Mpiandry Ondry ho azy ireo manambara izay depart vaovao izay. MITSODRANO ANTSIKA OLO ARAIKY JIABY. Hifampivavaka miaraka amin’i Masina Maria sy Olts Lucien Botovasoa mba ho TAOM-PAHASOAVANA ity taona litorjika vaovao ity. Mivavahà ho ahy mpanomponareo.
Tsindrio eto hamaky ny toro-làlana ary eto ny taratasy pastoraly faha-8
Le 33ème dimanche ordinaire de l'année liturgique a été consacré par le pape François comme une journée mondiale des pauvres qui nous entourent, tant mentalement que physiquement. Voici le message : cliquer ici.
CARITAS nous adresse personnellement à nos relier face au problème de famine dite KERE dans le Sud et lance des appels à l’aide.
J'invite chaque mission à trouver le moyen de l’accomplir. Pas nécessairement demain parce qu’il peut soudainement être approprié à d’autres moments.
Si vous voulez envoyer de sommes d'argent, s’il vous plaît envoyer aux pères économes, pour le diocèse d'Ambanja à père David et le diocèse d'Antsiranana à père Gabriel. Soyez vivement remercié par avance pour tout ce que vous pouvez contribuer et surtout les prières d’encouragement pour eux.
Ho antsika EOV jiaby
Ao anatin’ny neuvaine isika maro amintsika ny naheno ny fanentanana nataon’ny papa mikasika ny lohataon’ny fahariana … ezaka eto amin’ny diosezy ny firosoana amin’ny diosezy maintso…. Mamporisika antsika hanentana ny rehetra mba ho EOV misionera tokoa anie isika ka hanana fo vaovao hikolokolo ny zavaboary ka ny zavaboary hanampy antsika hivelatra araka ny mahaolona sy ny olona manontolo hidera sy hanome vonnahitra an’Andriamanitra. Tsy ity korontanavirus ity tokoa no faran-teny fa i Jesoa tenin’Andriamanitra Alpha sy Omega. Fenoy ireo sadjoa enina. Mirary zoma voalohany ho antsika jiaby. Enga anie ny famindrampon’Andriamanitra hanapotika ity covid 19. Tsarovy ny papa iray taona izay izy nandalo teto amintsika ilay mpamafy fiadanana sy fanentanana enga isika EOV misionera ho mpamafy fiadanana sy fanentanana ho tabernakla velona
Hifampivavaka miaraka amin’i Masina Maria sy olts Lucien Botovasoa
Tsindrio ny rohy hamaky :
- ny VAVAKA Lohataon'ny Fahariana - atao ny 01 septembre ka hatramin'ny 04 octobre 2020
- ny taratasin'i Papa Fransoa manentana hivavaka ny 01 septembre ka hatramin'ny 04 octobre 2020
- ny fanasana hiaraka hientana amin'ny fankalazana ny lohataon'ny fahariana
Père Pedro fait partie des individus exceptionnels dont la vision, les réalisations et les bonnes œuvres, incarnent l’essence de Saint-Vincent de Paul (Apôtre et témoin de la charité du Christ auprès des pauvres). Actuellement 25 000 personnes vivent dans les villages d’AKAMASOA (Antananarivo) et sont à la charge directe de cette association de laquelle le père Pedro est fondateur en 1989. Avec toute son équipe, il mène un combat sans relâche et sans fin depuis 26 ans... Faire connaître son site internet est une manière de participer à son combat qui est aussi le nôtre, nous sommes Oloaraiky
MARTYR de la foi et de la charité, béatifié le 15 avril 2018. Prenons le temps pour une NEUVAINE DE PRIÈRE AVEC RAMOSE LUCIEN BOTOVASOA OLOTSAMBATRA