Nous mettons entre les mains du Seigneur le programme et visites pastorales CERTAINEMENT ILS SONT SUSCEPTIBLES DE CHANGEMENT et cela indépendamment du Père Evêque. Que nos prières l'accompagnent à travers ces voyages et ces visites pour que ces derniers soient une occasion de renouveau et de réconfort pour ceux qu'il visite surtout en cette année du CONGRES EUCHARISTIQUE KEN 2024
23-26 : REUNION à Nairobi au Kenya avec l’Europe CCEE sur le synode
28 : Ordination épiscopale Tolagnaro
29 janv - 01 fév : Conseil permanent
5-11 : Conseil permanent Accra
11-21 : Réunion- messe chrismle-ordination
11 : Arrivée de vicaires généraux
12 : Réunion vicaires généraux + évêques
13-14 : Conseillers economie et foncier
14 : Arrivée de tous les prêtres
15-16 : Conseil
17 : Pèlerinage montagne des français
18-20 : Formation avec Mgr Zigmunt en présence de responsables des écoles
20 : Matinée_ Bénédiction des parents
Soirée_Messe chrismale à 17h30
21 : Ordination au Grand-Seminaire Paul VI
2-11 : Assemblée Générale CEM
21 juill-4 Aout : Chapitre général CIM de Diego Suarez
28 : Assemblée Associés Sacré Coeur de Jésus et de Marie
26-30 : Retraite des prêtres
31 juil-02 Aout : FILANKEVITRA Diosezy MDMK
04-06 : Zaikabe ouverture de Zaikabe MDMK Ambilobe
06 :MESSE et Clôture de Zaikabe Ambilobe
14-18 : Kongresy Ekipan’ny Raozery
20-23 : Kongresy Jobily faha 100 Afafi-Fet
23-25 : KONGRESY EOKARISTIKA NASIONALY (KEN 2024)
28-31 : Août Conseil Permanent CEM
5-15 : Assemblée Générale CEM avec viste du cardinal President Sceam
18-21 : Conseil permanent Sceam Kigali
MB THERESE DE L'ENFANT JÉSUS
SY ZELIE - LOUIS MARTIN Olontsambatra Ray amand-Reniny
Mbola mitohy hatramin'izao eto amin'ny Nosintsika Madagasikara ny famangian' ny "reliques" n'i Masimbavy Thérèse de L'enfant Jésus sy ny Ray aman-dReniny Zélie sy Louis Martin Olontsambatra, nanomboka ny faha 01 volana jolay ka hatramin'ny 22 septambra.
Tsy latsa-danja tamin'izany ny diosezin'Antsiranana izay toerana faharoa nandalovan'izy ireo taorian'ny diosezin'Antananarivo.
Ka isaorantsika Andriamanitra fa tamin'ny finoana sy am-piombonana vavaka tanteraka isika mianakavy OloAraiky tamin'ny fandraisana azy telo mianaka.
ATOLOTRA ETO IREO SARY MIHETSIKA (VIDEO) ny PELERINAGE
niarahantsika tamin'izy telo mianaka
Samedi 04 Juillet 2015 : Messe à la Cathédrale
1ère partie messe à la cathédrale, cliquer ici
2ème partie messe à la cathédrale, cliquer ici
3ème partie messe à la cathérdrale, cliquer ici
NY HIRA FILAMATRA tamin'ny famangian'izy telo mianaka, tsindrio eto
Entintsika ambavaka ny famangian'izy telo mianaka mba hitondra fahasoavana ho antsika tsirairay avy, hananantsika fahatsoram-po sy feno fitiavana an'i Jesoa tahaka an'i Mb Terezy, ary koa hitondra fahasoavana ho an'ny fianakaviana (eglizy kely), sy ny diosezy manontolo.
Marihina fa mandritra ny volana "sacerdotal", volana voatokana hihaonan'ireo pretra ao amin'ny diosezy miaraka amin'ny eveka izao famangian'i Mb Thérèse sy ny Ray aman-dReniny izao. Mb Thérèse moa araka ny fantantsika dia tena manam-pitiavana manokana ho an'ny pretra. Koa mivavaka isika mba hitondra fahasoavana lehibe ho an'ireo pretrantsika izany rehetra izany ka haniraka azy ireo ho apostoly masina hizara ny hafalian’ ny Vaovao amin’ny toerana rehetra andefasan’ny Tompo azy. Ankinintsika amin’ny Fo Masin’i Jesoa Mpiaro ny Diosezintsika ary amin’i Masina Maria Mpanjakavavin’ny Apostoly.
Ny Paroasy Notre-Dame de l'Assomption Tanambao
dia faly manasa antsika mianakavy tsy an-kanavaka
mba handray anjara amin'ny
FARIMBONA LEHIBE
NY ALAHADY 31 MAY 2015
Manomboka amin'ny
06h00 maraina
Ao amin'ny Paroasy Notre-Dame de l'Assomption
Père Pedro fait partie des individus exceptionnels dont la vision, les réalisations et les bonnes œuvres, incarnent l’essence de Saint-Vincent de Paul (Apôtre et témoin de la charité du Christ auprès des pauvres). Actuellement 25 000 personnes vivent dans les villages d’AKAMASOA (Antananarivo) et sont à la charge directe de cette association de laquelle le père Pedro est fondateur en 1989. Avec toute son équipe, il mène un combat sans relâche et sans fin depuis 26 ans... Faire connaître son site internet est une manière de participer à son combat qui est aussi le nôtre, nous sommes Oloaraiky
MARTYR de la foi et de la charité, béatifié le 15 avril 2018. Prenons le temps pour une NEUVAINE DE PRIÈRE AVEC RAMOSE LUCIEN BOTOVASOA OLOTSAMBATRA