“Ny Fanahy Fahamarinana no hitari-dalana anareo amin’ny marina rehetra” (Jo 13, 20)
Ho an’ny mpino katolika manerana ny Nosy Ho an’ny vahoaka malagasy sy ny tsara sitrapo rehetra, Homba anareo anie ny Fiadanana! Ry havana, Hafaliana ho anay Evekan’i Madagasikara ny nihaona tamin’ny alalan’ny « vidéoconférence », nifampizara vaovao sy nifampidinidinika. Isaorana Andriamanitra fa mafy orina ny finoantsika na dia eo aza ny fitsapana manohintohina ny fiainana ny maha zanak’Andriamanitra antsika. Amin’izao Pantekôty 2021 izao dia tianay Raiamandreninareo ny mitondra hafatra amin’ny maha-dimbin’ny Apostoly anay, manohy ny iraka nankinina amin’ny Eglizy Reny, sady Mpampianatra no Mpaminany
HO ANTSIKA EOV VITA BATEMY REHETRA PRETRA, VOATOKANA, LAHIKA: TOLAGNA HOMBA ANTSIKA MIANAKAVY ANIE NY FIADANAN’NY TOMPO
“TSY ISIKA FA NY FAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA MIARAKA AMINTSIKA....”
Noho ianareo nandray ny teny tamin’ny fahoriana be (KORONTANAVIRUS) sy tamin’ny hafaliana avy amin’ny Fanahy Masina (PANTEKOTY VAOVAO), dia tonga nanahaka ny Tompo ianareo, ka tonga fakàn-tahaka ho an’ny mpino rehetra…” (1Tes 1, 6)
Marina fa mbola nampitomboina 15 andro manaraka indray ny hamehana ara-pahasalamana nefa tsy afenina fa misy vokatra azo… Isaorana Andriamanitra…
Chers frères et sœurs !
Le 8 décembre dernier, à l’occasion du 150ème anniversaire de la proclamation de saint Joseph comme Patron de l’Eglise universelle, a commencé l’année spéciale qui lui est consacrée (cf. Décret de la Pénitencerie Apostolique, 8 décembre 2020). Pour ma part, j’ai écrit la Lettre apostolique Patris corde, dans le but d’« accroître l’amour envers ce grand Saint ». Il s’agit en effet d’une figure extraordinaire, en même temps « si proche de la condition humaine de chacun de nous ». Saint Joseph n’impressionnait pas, il n’était pas doté de charismes particuliers, il n’apparaissait pas exceptionnel aux yeux de celui qui le rencontrait. Il n’était pas célèbre et ne se faisait même pas remarquer : les Evangiles ne rapportent même pas une de ses paroles. Pourtant, à travers sa vie ordinaire, il a réalisé quelque chose d’extraordinaire aux yeux de Dieu..........[lire la suite]
Masindahy Josefa: ny nofin’ny fiantsoan’Andriamanitra Rahalahy sy anabavy malala!
Tamin’ny 8 desambra lasa teo, nandritra ny tsingerin-taona faha-150 n’ny fanambarana ny maha-mpiaro ny Eglizy maneran-tany an’i Md Josefa, no nanombohan’ny taona natokana ho azy (jereo: Décret de la Pénitencerie Apostolique, 8 desambra 2020). Ho ahy manokana, dia nanoratra ny Taratasy apostolika Patris corde aho, « hampitomboana ny fitiavana an’ity Olomasina lehibe ity ». Satria manko sady fitaratra miezinezina ho antsika izy, no « mifandraika mivantana amin’ny maha-olona antsika ny fiainany ». Tsy mba nanaitra na nanintona teto ivelany i Md Josefa, tsy mba nanana fanomezam-pahasoavana manokana izy, tsy nanaitra ny mason’izay nifanena taminy izy. Tsy olo-malaza nampitolagaga izy: tsy nampita na dia teny iray naloaky ny vavany ny Evanjely, nefa nahavita zavatra nigagana teo imason’Andriamanitra tamin’ny fiainany andavanadro......[Tsindrio eto hamaky ny tohiny]
Hankalaza ny fetin'i Ramose Lucien BOTOVASOA Olontsambatra ny Eglizy ny 17 avril 2021 ho avy izao. Tsy sarahina amin'izany koa ny famaranana ny fankalazana ny faha 15 taona nijoroan'ny Radio Faniry 105.4 FM ato amin'ny Diosezin'Antsiranana. Harahinao eto ny resadresaka nifanaovana tamin'i Son Excellence Monseigneur Marc Benjamin RAMAROSON mahakasika an'ireo fankalazana roa sosona ireo.
Nous fêterons le bienheureux Lucien Botovasoa le 17 avril, le martyre malagasy père de famille et franciscain séculier, mort décapité le 14 avril 1947 pendant l'insurrection liée à l'indépendance de Madagascar.
Dans le pays, la figure de Lucien Botovasoa, père de famille malgache mort en donnant sa vie pour les autres à l'exemple du Christ qu'il a toujours voulu imiter reste un exemple pour toute la population de la grande île.
Voici les liens de lecture et des prières pour ce jour de fête
An-kafaliana sy an-karavoana no anolorako fiarahabana sy firarian-tsoa omban-tsodrano ho antsika “Olo Araiky Jiaby Fratelli Tutti” amin’izao Paka 2021 izao. Tsy mihambahamba aho ny milaza fa tena Paka Manokana ity Paka ity satria iarahantsika mianakavy midera sy manome voninahitra an’Andriamanitra noho ny fankalazana an’i Kristy tafatsangan-ko velona izany hoe hanambarantsika amin’ny feo manakoako ny fandreseny ny ratsy ary matoky isika fa anisan’ny ratsy resy ity KORONTANAVIRUS ITY. Joyeuses Pâques isika jiaby Aleloia ! [Tsindrio eto hamaky ny taratasy......]
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan-ko velona no ampandrenesanantsika Olo Araiky Jiaby EOV fa nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Alatsinainy 29 mars 2021, rehefa nahazo ny Sakramenta fanomen’ny Eglizy ny zanany i Mompera FANIVANA Jean Michel ( 06 Juillet 1962- 29 Mars 2021) rehefa nivahiny 59taona teto an-tany, ary 29 taona naha Pretra azy (16 Août 1992). Nahavita ny pakany izy niaraka amin’I Jesoa no tompoiny sy ny toriny tamim-pinoana, tamim-panantena ary tamim-pitiavana ka matoky isika fa ny Famindrampon’Andriamanitra hitsena azy ary izy hivavaka ho antsika mbola mivahiny eto antany
Ankinintsika ambavaka izao voina manjo antsika izao. Hifampivavaka miaraka amin’i Masina Maria, Md Josefa Ray Mpiaron’ny Eglizy Erantany sy Olts Lucien Botovasoa
Père Pedro fait partie des individus exceptionnels dont la vision, les réalisations et les bonnes œuvres, incarnent l’essence de Saint-Vincent de Paul (Apôtre et témoin de la charité du Christ auprès des pauvres). Actuellement 25 000 personnes vivent dans les villages d’AKAMASOA (Antananarivo) et sont à la charge directe de cette association de laquelle le père Pedro est fondateur en 1989. Avec toute son équipe, il mène un combat sans relâche et sans fin depuis 26 ans... Faire connaître son site internet est une manière de participer à son combat qui est aussi le nôtre, nous sommes Oloaraiky
MARTYR de la foi et de la charité, béatifié le 15 avril 2018. Prenons le temps pour une NEUVAINE DE PRIÈRE AVEC RAMOSE LUCIEN BOTOVASOA OLOTSAMBATRA