Home » FANDALINAM-PINOANA / TORITENY

FANDALINAM-PINOANA / TORITENY

Alahady 22 nov. 2015 - Fankalazana manetriketrika an’i I JESOA KRISTY MPANJAKA

Alahady Faha – 34 tsotra Mandavan-taona (Taona B)

 

Fankalazana manetriketrika an’i

I JESOA KRISTY MPANJAKAN’IZAO TONTOLO IZAO

 

Ry Kristianina havana, amin’izao Alahady faha-34 mandavan-taona izao no ankalazantsika  an’i Kristy Mpanjaka no sady hamaranana ny taona litorjika. Rehefa mamarana taona isika dia voalohany miara-misaotra an’Andriamanitra ary mifampiarahaba satria nahavita namakivaky an’izay taona izay. Araka ny efa matetika lazaina amintsika, tsy mitovy ny taona litorjika sy ny taona izay mahazatra atsika amin’ny calendrier. Fa ny taona litorjika dia natao mba hiainantsika ny fianan’Andriamanitra,  ny fiainan’i Kristy. Ny fiainan’i Kristy manko dia fiainan’Andriamanitra. Izay ny litorjia, asan’Andriamanitra ka mampiditra atsika tsikelikely ao amin’izay fiainan’Andriamanitra zay. Ary izao Alahady izao faha-34 tsotra mandavan-taona no ankalazan’ny Eglizy an’i Kristy Mpanjaka. I Kristy no mampivondrona izao rehetra izao, izy no mpanjakan’izao tontolo izao ary izy no faran’izao rehetra izao araky ny (tsindrio eto hamaky ny toriteny....)

Izaho no Alfa sy Omega

Alahady 15 novambra 2015 - Alahady Faha – 33 tsotra Mandavan-taona (Taona B)

Miditra tsikelikely amin’ny famaranana ny taona litorjika isika. Ny Alahady Faha-33 tsotra Mandavan-taona no anomezan’ny Fiangonana antsika ny Evanjely izay iresahan’i Jesoa indrindra ny amin’ny hiverenany amim-boninahitra....

Alahady 01 novambra 2015 - Fankalazana ny Olomasina rehetra

Toussaint, fankalazana manetriketrika ny fetin’olomasina rehetra. Ambaran’ny tenin’Andriamanitra androany fa nandresy tokoa i Kristy ary nomen’Andriamanitra ny fahasoavana isika hiombona aminy tanteraka hidera sy hanome voninahitra azy....

Bienheureux Lucien Botovasoa, prions avec lui

Bienheureux Lucien Botovasoa, prions avec lui - Archidiocèse d'Antsiranana

Après « Gaudete et exsultate », la béatification ce 15 avril du laïc malgache Lucien Botovasoa, un instituteur mort en haine de la foi, en 1947, offre aux catholiques un merveilleux modèle d’espérance vers la sainteté.

"Fanjava Volagnanao" - Fanazavana ny Soratra Masina

"Fanjava Volagnanao" - Fanazavana ny Soratra Masina - Archidiocèse d'Antsiranana

Asaina atsika tsy ankanavaka hanaraka sy hamaky ny taratasim-pifandraisana "Fanjava Volagnanao" :
Taratasim-pifandraisana mivoaka indroa isam-bolana mifototra amin’ny fanazavana ny Soratra Masina.

Fanjava n°1 Fanjava n°1 [1.714 Kb]

TWITTER DE MGR RAMAROSON BENJAMIN

https://x.com/OloAraiky

Association humanitaire AKAMASOA

Association humanitaire AKAMASOA - Archidiocèse d'Antsiranana

Père Pedro fait partie des individus exceptionnels dont la vision, les réalisations et les bonnes œuvres, incarnent l’essence de Saint-Vincent de Paul (Apôtre et témoin de la charité du Christ auprès des pauvres). Actuellement 25 000 personnes vivent dans les villages d’AKAMASOA (Antananarivo) et sont à la charge directe de cette association de laquelle le père Pedro est fondateur en 1989. Avec toute son équipe, il mène un combat sans relâche et sans fin depuis 26 ans... Faire connaître son site internet est une manière de participer à son combat qui est aussi le nôtre, nous sommes Oloaraiky

Archidiocèse d'Antsiranana

MARTYR de la foi et de la charité, béatifié le 15 avril 2018. Prenons le temps pour une NEUVAINE DE PRIÈRE AVEC RAMOSE LUCIEN BOTOVASOA OLOTSAMBATRA

EXCLUSIF : LETTRE OUVERTE DE MGR BENJAMIN

Chaque région doit profiter de ses richesses ..