Home » DIOCÈSE / ÉVÉNEMENTS » HAFATRY NY EVEKA : Famporisihina amin'ny ezaky ny Fianakaviana Eglizy kely

HAFATRY NY EVEKA : Famporisihina amin'ny ezaky ny Fianakaviana Eglizy kely

HO ANTSIKA EOV JIABY

Homba antsika mianakavy anie ny fiadanan’ny Tompo  

« Tsy isika fa ny Fahasoavan’Andriamanitra miaraka amintsika…  

 

Mbola tsara  

Hivalina ity ny taonao 2020 ilay 20/20 ratsy amin’ny tantaran’ny taranak’olombelona. Hanomboka taona 2021 isika. Mifanolotra fiarahabana sy firariantsoa ombambavaka sy tsodrano isika EOV MISIONERA TABERNAKLA VELONA MANORINA ETA.  

Maniry isika mba ho taompahasoavana, ho taona masina , ho taon-jina sns … feno fiadanana…. Araka ny hafatry ny Papa (jereo PJ) Tanteraka izay fiadanana sy fandriampahalemena irintsika izay raha vonona hamboly st hikolokolo ny fahaizana ny miahy  (culture des soins). Afaka hanao izany isika raha Jesoa no eo anivon’ny fiainantsika sy ivon’ny fiainantsika hamakivavy ity taona vaovao ity. Mitaky SAFIDY MITONDRA AMIN’NY DEPART VAOVAO SY FIANGANA VAOVAO izany hoe misafidy an’i Jesoa Aza mananofy isika hoy ny Papa tsy misy izany safidy izany raha MIEZAKA ISIKA HIOVA izany hoe hivelona ny « changement radical de comportement ». Tsy maintsy misy ny FIOVAM-PENITRA MAHERY VAIKA. Afaka hanao io fiovana io isika EOV MISIONERA raha folankevitra (conviction) fa i Jesoa «  ilay tsy miova omaly anio ary mandrakizay… Izy no lalana, sy fahamarinana sy fiainana… ». Na dia eo aza ny ady sarotra (ady sady dia ny fiainana) na dia eo aza sedra mety mahakivy… Aoka isika tsy hanaiky fa indrindra isika tanora  ny FANENTANANTSIKA ho viravirain’olona fa omeo izay afaka hanome aina sy fiainana dia tsy iza fa i Jesoa. Ny ho avy ho antsika hoy ny Papa mira fanentanana . izay no mahatonga antsika milaza fa « NIAINY NO HO AVY FA TSY MARAY… »  

Araka ny voalazantsika matetika nanomboka tamin’ny 8 Desambra teo fa taonan’i Md Josefa ity taona ity fa omaly 27 desambra fankalzana ny Fianakaviana Masina fa taonan’ny Fianakaviana handalinana ny Fanentanana Apostolika Amoris Laetitia « HAFLIANA VOKATRY NY FITIAVAN »  

Faly tokoa isika mandre izany satria tena mifanraka ary manome aina ny hafatra pastoraly faha 8 sy ny ezaka ataontsika mikasika ny FIANAKAVIANA EGLIZY KELY  

Mamporisika antsika EOV MISIONERA TABERNAKLA VELONA hikatroka hanohy ny dinika ka indro ny dingana faharoa izay mifanaraka tokoa amin’ny hafatry ny Papa amin’izao taona vaovao « FIANAKAVIANA EGLIZY KELY MIARA-MIKOLOKOLO NY ZAVA BOAARY  - tsindrio eto hamakay ny hafatra»  

Mbola mamerina ny firariantsoa sy ny fiarahabana ary ny tsodrano ho antsika EOV MISIONERA VITA BATEMY KA IRAHINA ZARY TABERNAKLA VELONA taombaovao taonan’i Md Josefa, taonan’ny fianakaviana. Hifampivavaka miaraka amin’i Masina Maria Renin’Andriamanitra, Md Josefa Mpiaro ny Eglzy Erantany, Olts Lucien Botovasoa. Mivavahà ho an’ity Mpanomponareo.  

   

P Benjamin

30/12/2020 commentaires (0)
Archidiocèse d'Antsiranana

EOV DIASPORA regroupe les originaires du diocèse d'Antsiranana résidant en Europe

ECAR RADIO FANIRY ANTSIRANANA

ECAR RADIO FANIRY ANTSIRANANA - Archidiocèse d'Antsiranana

Ecoutez la Radio Faniry en ligne

Archidiocèse d'Antsiranana

Mission 2020 - 2021 Les prêtres du diocèse Antsiranana

Association humanitaire AKAMASOA

Association humanitaire AKAMASOA - Archidiocèse d'Antsiranana

Père Pedro fait partie des individus exceptionnels dont la vision, les réalisations et les bonnes œuvres, incarnent l’essence de Saint-Vincent de Paul (Apôtre et témoin de la charité du Christ auprès des pauvres). Actuellement 25 000 personnes vivent dans les villages d’AKAMASOA (Antananarivo) et sont à la charge directe de cette association de laquelle le père Pedro est fondateur en 1989. Avec toute son équipe, il mène un combat sans relâche et sans fin depuis 26 ans... Faire connaître son site internet est une manière de participer à son combat qui est aussi le nôtre, nous sommes Oloaraiky

Archidiocèse d'Antsiranana

MARTYR de la foi et de la charité, béatifié le 15 avril 2018. Prenons le temps pour une NEUVAINE DE PRIÈRE AVEC RAMOSE LUCIEN BOTOVASOA OLOTSAMBATRA

EXCLUSIF : LETTRE OUVERTE DE MGR BENJAMIN

Chaque région doit profiter de ses richesses ..